-
Ny ara-tsakafo




- soutiens-gorge fampinonoana zazakely (2 na 3 eo) ;


-
Ny ara-pahadiovana







- baignoire plastika na seza fipetrahana anaty fandroana ;





Raha manana ny ampy, dia azo ampiana:
- fampirimana tatin-jaza na range couches ;

- daba fanariana ny tatin-jaza (misarona mba tsy hivoaka ny fofona):

-
Momba ny efitra fatoriana
Aza atao ambanin-javatra ny fanaingona ny efitrano fatoriany. Ny lokony rindrina sy ny fanaka ary ny fitaovana rehetra manodidina azy dia natao ampivelatra ny sainy. Alohan’ny hodiana avy any amin’ny hopitaly dia tokony efa vonona ireto:
- berceau na couffin ;

- draps ambany sy ambony (3 na 4);

- tour de lit (raha ilaina) ;

Na dia tsy indispensable aza, dia mety mahafinaritra anao ny manana :
- portique na koa tapis d’éveil ;

- mobile (ahantona ambony berceau) ;
- jiro malefaka (ilaina rehefa mampinono amin’ny alina).

-
Momba ny akanjo kely indray:
Aza mividy akanjo vao teraka be loatra. Fotoana vitsy foana no hanaovan’ilay zaza an’iny satria isakin’ny 3 volana izy dia mitombo habe sy halava. Amin’ny voalohany, ireto aloha vidiana:
- bodies misokatra toy ny amin’ny sary (aza mividy zavatra manasarotra ny fampiakanjoana zaza) ;

- barboteuses na pyjamas ; akanjo kely hanaovany rehefa mivoaka (2 na 3) , kiraro kely

-
Ary raha andeha hitsangatsangana
Fomba maro no afaka hitondrana azy mivoaka. Ohatra azoko omena anareo:
- landau (tsy dia ilaina firy, afaka tsy vidiana, sisiny ankavia @ sary) sy/na ;
- poussette na/sy siège-auto ( tena ilaina, eo ampovoany @ sary)

- porte-bébé, tena maro karazana (na lambahoany) ;


Miampy ireo dia tokony ho vonona foana:
- akanjo, satroka sy lamba mafana rehefa mivoaka na nid d’ange ;

- sac à langer misy ny rehetra (sakafo, taty, akanjo hisoloana, sns).
Dia maroroha taiza o!



Vous avez accouché entre 2005 
