[fr] Va cueillir du gui avec un adulte et accroche- le en boule au plafond. Quand deux personnes passent dessous, elles doivent s’embrasser!

boule de gui/ nature
[mg] Miaraha amin’ny Dada sy Neny mitango gui, rehefa avy nahorongorona ka lasa boribory izy dia ahantony eny amin’ny plafond . Isak’izay misy olona roa mandalo ao ambaniny dia tsy maints mifanoroka izy roa.



