(fr) Un moment inoubliable dans votre vie, le mariage est un des évènements où l’on dépense le plus d’argent. Autant bien le dépenser. La décoration fait partie de la fête, elle doit être le reflet de votre état d’esprit, votre image de couple. Si elle est réussie, vos invités vous envieront et garderont toute leur vie l’image d’un mariage réussi. Tou comme vous et le photographe, qui immortalisera cet instant pour toujours. Autant avoir de nombreux choix!
Voici quelques idées de décorations pour tous les goûts!
(mg) Anisan’ny fotoana fatratra sy omena voninahitra lehibe eo amin’ny fiainana ny mariazy. Amin’ny maha-zava- dehibe azy dia andaniana vola be izy. Noho izany aleo tsy ariariana foana ny vola! Omena lanjany lehibe eo amin’ny fikarakarana ny fanambadiana ny fanaingoana ny trano fisakafoanana, eglizy, trano hanaovana ny vodiondry, fisoratam-panambadiana. Noho izany aza atao ambanin-javatra izy ary omeo lanjany manokana, satria io no ho tadidin’ireo olona maro be nasaina hiara-paly aminareo. Ary indrindra koa ho raisin’ny mpakasary sary ho mandrakizay izany fahasambarana izany ka tsara atao lavorary.
Ireto aza misy hevitra vitsivitsy hatsipy amintsika manam-pikasana rehetra.
Gâteaux des mariés/ Mofomamin’ny mpivady



Table des invités/ Latabatr’ireo nasaina
Vers l’autel/ Makany amin’ny pilipitra
Bouquet de tables/ Voninkazo ambony latabatra
Centre de table/Haingo Afovoan’ny latabatra







