Archive pour ‘Non classé’

avril 15, 2009

Bebe du Printemps

Comme promis, kilonga.com publie toutes les photos de bébés qui ont participés au concours KilongaGasy2009

Voici donc les bébés du Printemps:

> bebe wesley a 20 mois et croque la vie à pleines dents et bebe Waymel a bien choisi son prénom, quelle originalité

bebewesley20m

bebewaymel

mars 3, 2009

A quoi bon “élever” un bébé virtuel?

“Occupez-vous d’un ou plusieurs bébés, de leur naissance jusqu’à l’école. Jouez avec eux, nourrissez les, habillez les, participez à l’évolution de leur éveil et de leur bien-être… Rejoignez plus de 67 000 joueurs dont 643 s’occupent de leurs bébés en ce moment même !”

C’est ce qui est écrit pour vous attirer! Mais pour qui est ce site? Pour les mamans en mal d’être ? les futures mamans? et qu’est ce qu’il rapporte?Une meilleure connaissance dans l’art de s’occuper d’un bébé. A vous de juger sur howchet.com

février 5, 2009

news: Les bébés Malgaches siamois séparés.

[mg] Vita soa ny fandidiana natao tamin’izy roalahy kambana kely, omaly alarobia 04 febroary, teny @ hopitaly Necker Parisy . Fiaraha-miasan’ireo ekipa Malagasy sy Frantsay no nahafahana nanatanteraka izao zava-dehibe izao. Indrindra moa araka ny filazan’ny mpitsabo roa tonta Pr Yann Révillon, hopitaly Necker sy Pr Lalatiana Andriamanarivo, Hopitaly Sainte Fleur Madagasikara fa tena sarotra tokoa ny mandidy zaza miraikitra toy izao. Imahagaga sy Imahalatsa izany izao no zaza fahatelo nosarahana teto Frantsa, ary marihina moa fa vitsy dia vitsy ny fisian-javatra toy itony, indrindra amin’ny lahikely. Dia mirary soa indrindra ho azy sy ny fianakaviany, ary misaotra ny Profesora sy ny ekipany . Kilonga.com

[fr]Sobika. Enfin un peu de douceur dans ce monde de brutes : les bébés siamois malgaches IMAHAGAGA sy IMAHALATSA ont été opérés et séparés avec succès à l’Hopital Necker hier Imahagaga et Imahalatsa sont deux jumeaux nés dans le sud de Madagascar en juin 2008. Ils étaient reliés l’un à l’autre par le thorax et l’abdomen avec des viscères en commun. .L’opération était conduite par une équipe franco malgache. La maman et les bébés vont bien ! L’équipe médicale malgache était conduite par le Pr Lalatiana Mamy ANDRIAMANARIVO.Une conférence de presse étant prévue aujourd’hui, nous vous en dirons plus dans une prochaine édition. A suivre chez Sobika.com et trimobe.org

France Info. Imahagaga et Imahalatsa sont nés le 16 juin dernier à Madagascar. Reliés l’un à l’autre par le thorax et l’abdomen, avec un foie pour deux.

L’opération destinée à les séparer aura duré six heures, et mobilisé quatre anesthésistes, six chirurgiens et des panseurs, soit une équipe d’une vingtaine de personnes sous la responsabilité du Professeur Yann Révillon, chef du service de chirurgie viscérale de l’hôpital Necker-Enfants Malades (Paris). C’est déjà cette équipe qui avait réussi à séparer deux sœurs siamoises originaires du Royaume-Uni en 2001.

L’express.fr.Nés le 16 juin 2008, les deux enfants originaires de Madagascar étaient reliés par le thorax et l?abdomen, avec un foie en commun, a précisé l’AP-HP dans un communiqué. Leur état était jugé jeudi satisfaisant, 24 heures après l’opération.

L’opération à haut risque, qui a duré six heures, a mobilisé quatre anesthésistes, six chirurgiens, des panseurs, soit une équipe d?une vingtaine de personnes.

En 2001, cette équipe chirurgicale avait déjà réussi à séparer deux soeurs siamoises originaires du Royaume-Uni.

Selon l’AP-HP, l’existence de frères siamois est rarissime. Cette malformation touche des filles “dans 90% des cas“. Elle ne concerne pas plus d?une grossesse sur 100.000.

Presse malagasy

Dans Midi Madagasikara: Les frères siamois à Paris pour un séjour indéterminé

Dans Madagascar Tribune: Manomboka maahzo aina ireo kambana miraikitra

janvier 27, 2009

Mikapoka zaza, mankarary fo!

Mamy ny zanaka! Tsy hay anefa fa na mamy toy ny inona aza izy dia mampite-hikapoka, mampite-handatsa, mampitrerona, mampiteny ratsy! Fa nahoana ary?

Azo atao hoe voa-janahary izy ity, ny antony dia ny fitadiavana ‘limite’ izay ilain’ny zanaka  amin’ny fitommboany sy ny fiarahany monina amin’ireo ray aman-dreniny sy ny manodidina azy. Na izany aza mba fadio e, ny mikapoka zaza raha diso sendaotra iny ianao . Eo amin’io fotoana io indrindra mantsy no tena betsaka no mitranga ny atao hoe ‘VIOLENCE’. Diso avo loatra ny hatezerena ka diso mafy loatra ny kapoka , na ny teny mahery miantraika any amin’ny zanaka.

Tandremo fa eo ianao raha mikapoka dia mety hianjera izy ary hidona amin’ny zavatra maranitra ny lohany, ny masony, ny lamosiny

Tandremo fa ianao mikapoka iny mety mafy loatra amin’ny lamosina keliny ka mety ho tapaka na harary azy nohon’ny heverinao izany

Tandremo dia tandremo mihitsy ary tokony ho fady ny mikapoka ny zaza eny amin’ny lohany na amin’ny hatokany

Raha tena tsy tanty fa lasa tampoka dia ny tongony na ny vodiny na ny tanany no kapohina, ary aleo aza rehefa afakafaka kely ny hatezerena vao atao izany raha hita fa TENA ilaina.

Aza atao fahazarana ny mikapoka, mandaroka, miteny mahery miampy fandatsana ny zaza fa tsy tsara ho an’ny fonao ray aman-dreny no tsy tsara ho an’ny hoavin’ny zaza. Ianao indray aza no voafelaka rehefa iny fa tezitra  iny koa izy.

Miteraha mba ahita… hoy ny ntaolo!

Tags : ,
janvier 15, 2009

Tokony ho bedesina tokoa ve ny zaza?

“Ny zaza tiana no hanarina ka tsy hitsitsiana ratsan-kazo” hoy ny malagasy, “Hajao ny ray sy reninao” hoy ny Ntaolo! “Izay manaiki-nono, akifika” hoy ihany izy ireo. Raha voakapoka ka mitomany ve ny zaza dia midika fa masiaka ny ray aman-dreniny?

Tsy ny fanontaniana hoe tokony ho bedesina tokoa angamba no mipetraka fa ny hoe mila bedesina foana ve ny zaza ary hatraiza ny fetrany? Betsaka ireo ray aman-dreny amin’izao no tsy mahalala intsony ny fetran’ny fahaditrana, any ka na zaza mitomanin’ny hanohanana aza dia mahazo kapoka raha manembatsembana ny “fotoana” kely hananan’ireo ray aman-dreniny. Ohatra fotsiny, mbola maro amintsika no mitondra ny zanany miantsena amin’ny 11ora sasany atoandro, noana izy anefa amin’io ora io ary mikoretaka izy rehefa leo any anaty mpivarotra any. Misy koa ireo mivoaka amin’ny 1 ora sasany anefa ny zaza te hatory, mila vaniny izy avy eo!

Fa inona moa no atao hoe bedy? Raha avadika amin’ny teny frantsay ny bedy dia hoe “puni” izany hoe mahazo punition izany ianao satria naditra.

Ary ny ditra? amin’ny teny vahiny izy dia voadika tsotsotra hoe bêtise na gaffe . Ireo anefa dia tsy mahafehy ny teny hoe ditra. Raha dinihana mantsy ny ditra dia toa zavatra fanahy iniana atao, ary mivoana amin’ireo làlana efa mipetraka ary tokony arahina eo amin’ny fiarahamonina. Ny bêtise na gaffe anefa dia zavajavatra kely heveriny fa tsy ahatezitra ny olon-dehibe ary matetika nataony mba hampihomehy.

Izay indrindra no mahasarotra azy, hatraiza ny atao hoe ditra. Amin’ny fianakaviana Ralay ohatra ditra ny mihazakazaka any anaty trano fivarotana, amin’ny fianakaviana Rabe ditra ny mijorojoro eny an-tokontany izay tsy ditra amin’ny fianakaviana Ralay.

Ny tsara dia ny mitarika ny ankizy ahay mifehy tena sy manaraka ny làlana efa voamarika eny imason’ny fiarahamonina: ohatra zarina izy tsy hitsangana rehefa eo am-pisakafoanana, tsy hitondra kiraro eny ambony seza, sns. Izay no mahatsara hananana ny boky “Savoir Vivre” ireny. Ary dieny kely izy dia efa ampianarina sy zarina ireo. Avy amintsika ray aman-dreny anefa no fitaratra ahaizany izany koa aleo mitandrina: tsy miteniteny foana, tsy mifosa eo imasony, tsy manome anaram-bositra olona, sns

Farany ampianaro ny zanaka ahalala ny fahasamiafan’ny hoe puni sy grondé, na ny bedy sy ny voatrerona. Ny bedy dia rehefa mahazo punition izy, ny voatrerona dia rehefa miaka-peo fotsiny ny olona iray. Ny zaza mantsy mbola tsy mahalala ny différence sy ny degré an’izy ireny. Rehefa lehibe izy dia heveriny fa bedy foana isak’izay miaka-peo ny olona miresaka aminy, any ka very ny confiance en soi-ny

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.