Grossesse/Maman

Bevohoka: volana faharoa

Volana Faharoa : herinandro nitondrana vohoka 5-6-7-8 herinandro nitsaharan’ny fadim-bolana 7-8-9-10 Manomboka misy fiovana kely ny vatana. Ny ao anatiny ao dia efa hafa mihitsy na dia tsy tena hita taratra aty ivelany aza izany. Momba ny vohoka Miova ny vatana manomboka eto, mikisaka daholo ny taova mba hipetrahan’ny tranon-jaza, izay efa manomboka maka toerana. Manomboka … Lire la suite