Autour de nous/TenyMalagasy

Vontovorona. Ankizy miisa valo naiditra hopitaly fa nihinana poizina

(07-04-2009) – Ankizy miisa valo mipetraka eny amin’ny toerana fitaizana zaza kamboty na sahirana eny Vontovorona no nihinana poizina ka voatery nalefa teny amin’ny hopitaly, ny alin’ny alakamisy teo. Raha ny fanazavana azo dia teny am-pilalaovana, ny harivan’io, ireto ankizy ireto no nahita ka naka irony karazana voan-javamaniry antsoina hoe tanatanampotsy irony ary noheverin’izy ireo … Lire la suite