Cette année, le thème sera sur
“Le soutien aux mères, un cadeau en or: tout le monde y gagne!”

qui est organisé par le cofam en France,

[Ml]
Tohizo hatrany ny fampinonona , farafahakeliny enim-bolàna tsy an-kiato ary tsy hasiana fetrany. Omena nono isak’izay mitady ny zazakely. Voamarika fa mitondra soa ho azy sy ho an’ny renin-jaza mampinono ny otrik’aina natioraly foronon’ny nonon-dreny. Miaro amin’ireo aretina maro samihafa izy ny voaloham-bolana nahaterahan’ny zaza, ary indrindra miaro amin’ireo aretina vokatrin’ny loto (raha manome biberon ohatra dia mila sàsana sy ampangotrahana ny fitaovana), miaro amin’ny allergie ihany koa ary MORA VIDY satria dia ny sakafo hohanin’ny reny ihany no mivadika ho lasa nonon-dreny.
Natioraly sady tsara ny nonon-dreny! Tsy mahamenatra ny mampinono satria natao ho izany ny asany voalohany.
Maroroa taiza o!


